plt_tn/mrk/12/43.md

20 lines
374 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Dia nantsoiny
"Ary Jesosy niantso"
# Lazaiko marina aminareo
Manoro io fa ny hevitra manaraka eo dia tena marina tokoa ary manan-danja.
# olona rehetra izay nandrotsaka vola tao amin'ny vatan-drakitra
olona rehetra izay nametraka vola tao amin'ny "
# fananam-ben'izy ireo
Izany dia maneho ny haren'izy ireo.
# ny fahantrany
"tsy fananana" na "izay kely nananany"