plt_tn/mrk/07/06.md

16 lines
611 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Eto Jesosy dia milaza ny tenin'Isaia mpaminany, izay nanoratra soratra masina taona maro tany aloha.
# amin'ny molony
Eto ny "molotra" dia hevitra ambadiky ny fitenenana. DH: "amin'ny alalan'izay tenenin'izy ireo"
# fa ny fony kosa lavitra Ahy
Eto ny hoe "fony" dia maneho ny eritreritry ny olona iray na ireo fihetsem-pony. Fomba hitenenana olona tsy tena manolo-tena amin'Andriamanitra. DH: "fa izy ireo dia tsy tena tia Ahy"
# Fivavahana foana no atolotr'izy ireo Ahy
"Izy ireo dia manolotra fivavahana tsy misy dikany ho Ahy" na "Izy ireo dia mivavabava-poana"