plt_tn/mrk/06/10.md

12 lines
608 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Hoy Izy tamin'izy ireo
"Jesosy niteny tamin'ireo roa ambin'ny folo"
# dia mitoera ao mandra-pialanareo any
Ny teny hoe: "mitoera ao" dia fomba fiteny izay midika hoe: "mihinana ary matoria" ao amin'io trano io. DH: "mihinana ary matoria ao amin'io trano io ihany mandra-pialanareo ao amin'ilay toerana"
# mba ho fijoroana vavolombelona amin'izy ireo
"mba ho fijoroana vavolombelona manohitra azy ireo." Manampy be raha hazavaina ny fijoroan'izy ireo vavolombelona. "mba ho fijoroana vavolombelona ho azy ireo." Amin'ny fanaovana izany, dia mijoro vavolombelona ianareo fa tsy mandray anareo izy ireo.