forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
542 B
Markdown
12 lines
542 B
Markdown
|
# Manangana an'i Ziona amin'ny rà sy Jerosalema amim-pahotana ianareo
|
||
|
|
||
|
Ireo mpanan-karena dia nanorina ny trano mahafinaritr'izy ireo, matetika tamim-pandaniana sy tamim-pampijaliana ny mahantra.
|
||
|
|
||
|
# rà
|
||
|
|
||
|
Eto, ny "rà" dia manondro ny vono"
|
||
|
|
||
|
# Moa tsy momba antsika ve Yaveh? Ka dia tsy hisy ratsy hahazo antsika
|
||
|
|
||
|
Mika dia milaza ireo mpitarika izay diso fihevitra fa tsy hanasazy ny azy ireo sy ny asa asa feno fahotan'izy ireo Yaveh. Ny teny Hebreo "ratsy" eto dia mitovy amin'ny "loza" ao amin'ny 2:3, izay teny famantarana ao anaty boky.
|