plt_tn/mic/03/05.md

20 lines
735 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny firesahany ny fitsarana manohitra ny mpaminany sandoka i Mika.
# ho alina ho anareo izany ...ho maizina amin'izy ireo ny andro
Ao amin'io 3:6 io, Yaveh dia miteny fa ireo mpaminany sandoka dia tsy handray ny hafatr'Andriamanitra ho amin'ireo vahoakan'ny Israely. Matetika ny mpaminany dia maharay hafatra avy amin'Andriamaniytra amin'ny alalan'ny fahitana, na nofy amin'ny alina.
# Ho menarina ireo mpahita, ary ho very hevitra ireo mpisikidy
"Ho menariko ireo mpahita, ary hataoko very hevitra ireo mpisikidy"
# Hanampina ny molony izy rehetra
"Tsy hiteny intsony izy ireo"
# satria tsy misy valiny avy aty Amiko
Io dia midika fa hangina Andriampanitra mba ho sazin'izy ireo.