plt_tn/mic/03/04.md

12 lines
338 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenana i Mika.
# hiantso mafy an'i Yaveh
"mila vonjy amin'Andriamanitra"
# Hanafina ny tavany aminareo Izy
Io dia midika fa tsy hihaino ny fitarainan'izy ireo Andriamanitra. Tsy nihaino ny fitarainan'ny mahantra izy ireo, ary tahaka izay koa no hitondran' Andriamanitra azy ireo.