plt_tn/mat/26/73.md

20 lines
649 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# iray amin'izy ireny
"iray amin'ireo niaraka tamin'i Jesosy"
# fa ny fomba firesakao dia miampanga anao
Azo atao fehezanteny vaovao io. DH: "Azo lazaina fa avy any Galilia ianao satria miteny toy ny Galiliana"
# nanozona
"nanozon-tena"
# naneno ny akoho
Ny akoho dia vorona izay maneno mafy eo ho eo amin'ny fotoana hiposahan'ny masoandro. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 26:33.
# Tsaroan'i Petera ny teny nambaran'i Jesosy hoe: "Mbola tsy maneno akoho dia handà Ahy intelo ianao."
Azo adika ho teny tsy mivantana io. DH: "Tsaroan'i Petera ny nilazan'i Jesosy taminy fa mialoha ny hanenoin'ny akoho, dia handà Azy intelo izy"