plt_tn/mat/26/67.md

16 lines
459 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Avy eo izy ireo
Ireo mety ho dikany dia 1) "Avy eo ny sasany tamin'ireo olona" na 2) "Avy eo ireo miaramila"
# nandrora ny tavany
Natao izany mba ho fanevatevana.
# Maminania aminay
Eto ny hoe "Maminania aminay" dia midika hoe miteny amin'ny herin'Andriamanitra. Tsy midika izany hoe milaza izay hitranga any aoriana.
# ry Kristy
Tsy tena mihevitra ireo namely an'i Jesosy fa Izy tokoa no Kristy. Niantso Azy toy izany izy ireo mba hananianiana Azy.