plt_tn/mat/11/13.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Manohy miresaka momba an'i Jaona Mpanao Batisa amin'ireo vahoaka i Jesosy.
# ireo mpaminany rehetra sy ny lalàna dia efa naminany hatramin'i Jaona
Eto ny hoe "mpaminany sy ny lalàna" dia maneho ireo zavatra izay nosoratan'i Mosesy sy ireo mpaminany tao amin'ny soratra masina. DH: "fa ireo no zavatra naminanian'i Mosesy sy ireo mpaminany nanomboka tao amin'ny soratra masina hatramin'ny andron'i Jaona Mpanao Batsia"
# ary raha sitrakareo
Eto ny mpisolotena tampisaka "-reo" dia manondro ireo vahoaka.
# dia izy no Elia ilay ho avy
Ny hoe "izy" dia manondro an'i Jaona Mpanao Batisa. Tsy midika ara-bakiteny izany fa i Jaona no Elia. Ny tian'i Jesosy ambara dia hoe i Jaona no manatanteraka ny faminaniana momba an'i "Elia, ilay ho avy" na ilay Elia faharoa. DH: "rehefa niteny i Malakia mpaminany fa hiverina i Elia, dia nilaza ny amin'i Jaona Mpanao Batisa izy"
# izay manan-tsofina ho enti-mhaino
Fomba hanondroana ny olona rehetra izay mihaino izany. DH: "Ny olon-drehetra izay mihaino ahy"
# aoka izy hihaino
Ny "mihaino" dia midika hoe mitandrina. DH: "mitandrina tsara izay lazaiko"