plt_tn/mat/07/18.md

12 lines
745 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Ny hazo rehetra izay tsy mamokatra voa tsara dia kapaina ary hatsipy any anaty afo
Manohy mampiasa ny voankazo hatao sarin-teny i Jesosy mba hanehoana ireo mpaminany. Eto, dia milaza izay hanjoa ny hazo ratsy fotsiny ihany Izy. Misy hevitra ambadika izany fa ny mitovy amin'izany no hanjoa ireo mpaminany sandoka.
# kapaina ary hatsipy any anaty afo
Azo atao hoe DH: "hisy olona hikapa ary handoro izany"
# fantatrareo izy ireo amin'ny alalan'ny voany
Ny hoe "izy ireo" dia afaka maneho ireo mpaminany na ireo hazo. Ity sarin-teny ity dia midika fa ny voan'ny hazo sy ny asan'ireo mpaminany dia samy mampiseho hoe ratsy na tsara izy ireo. Raha azo atao, dia adikao amin'ny fomba izay afaka manondro ny hazo sy ireo mpaminany miaraka io.