forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
816 B
Markdown
16 lines
816 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Teo aloha teo i Jesosy dia niteny tamin'ireo mpiaino Azy fa ny seza fiandrianan'Andriamanitra, ny fitoeran-tongony, ary ny fonenany eto an-tany dia tsy azy ireo ka hianianan'izy ireo. Eto dia milaza Izy fa tsy mahazo mianiana na dia amin'ny lohan'izy ireo aza.
|
||
|
|
||
|
# -nao ... ianao
|
||
|
|
||
|
Miresaka amina vondron'olona momba izay mety hanjoa azy ireo tsirairay avy i Jesosy. Ny teny hoe "ianao" sy hoe "-nao" dia manondro olon-tokana, saingy mety ho mila mandika izany amin'ny fanondroana olona maro ianao.
|
||
|
|
||
|
# mianiana
|
||
|
|
||
|
Ilazana ny fanaovam-boady izany. Jereo hoe ahoana no nandikanao izao ao amin'ny toko faha 5:33.
|
||
|
|
||
|
# aoka ny teninao ho, 'Eny, eny,' na 'Tsia, tsia.'
|
||
|
|
||
|
"raha 'eny' no tianao ho lazaina, dia ataovy hoe 'eny,' ary raha 'tsia' no tianao ho lazaina, dia ataovy hoe 'tsia'"
|