plt_tn/luk/23/03.md

20 lines
551 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Pilato nanontany Azy
''Pilato nanontany an'i Jesosy''
# Voalazanao
Ity dia fomba fiteny izay midika fa marina ilay fnambarana. DH: ''Marina ny lazainao'' na ''araka izay nanontanianao Ahy izany''
# Tsy mahita fahadisoana amin'ity lehilahy ity aho
''Tsy hitako meloka na amin'ny inona na inona ity lehilahy ity''
# Manakorontana
''miteraka korontana eo amin'ny''
# manomboka avy any Galilia na hatrety amin'ity toerana ity aza
Afaka atao ho fehezanteny vaovao ity. DH: '''Nanomboka nanakorontana tao Galilia Izy ary izao manakorontana ety''