plt_tn/luk/22/54.md

20 lines
576 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nitarihan'izy ireo Izy
''nitarika an'i Jesosy avy ao amin'ny zaridaina izay nisamboran'izy ireo Azy''
# tany an-tranon'ny mpisoronabe
''tany amin'ny kianjan'ny tranon'ny mpisoronabe''
# nampirehitra afo izy ireo
''nisy olona sasany nampirehitra afo.'' Ity afao ity dia natao hanafana ny olona mandritry ny alina mangatsiatsika. DH: ''nampirehitra afo ny olona sasany mba hahazoana hafanana''
# teo afovoan'ny tokontany
Ity ilay kianja tao an-tranon'ny mpisoronabe. Nisy rindrina manodidina izany, fa tsy nisy tafo.
# teo afovoan'izy ireo
''niaraka tamin'izy ireo''