plt_tn/luk/22/41.md

20 lines
831 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# teo amin'ny indray mitora-bato
''teo amin'ny halavirana izay afaka hitorahan'ny olona vato.'' DH: ''halavirana fohy'' na eo amin'ny fandrefesana vinavinaina ho ''eo amin'ny telo metatra eo''
# Ray o. raha sitrakao
Jesosy dia hitondra ny fanamelohana ny otan'ny olona rehetra eo amin'ny hazofijaliana. Mivavaka amin'ny Rainy Izy mangataka raha misy fomba hafa.
# Ray
Ity dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra
# esory Amiko ity kapoaka ity
Jesosy maneho ny fijaliana izay ho zakainy toy ny hoe ao anaty kapoaka izany ary andalam-pisotroana izany Izy. DH: ''alaviro Ahy ity kapoaka mangidy ity'' na ''alaviro Amiko ity fijaliana ity'' na '''havoty amin'ny fijaliana tahaka izao Aho''
# Na izany aza tsy ny sitrako, fa ny Anao no atao
DH: ''Na izany aza, ataovy izay araky ny sitraponao fa tsy ny araky ny sitrapoko''