plt_tn/luk/14/21.md

16 lines
282 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tezitra
"tezitra tamin'ireo olona izay nasainy"
# ento aty ny mahantra
"asao aty hisakafo"
# Niteny ilay mpanompo hoe
DH: "rehefa avy nandeha nivoaka sy nanao izany ilay mpanompo, dia niverina izy ary nilaza hoe"
# efa vita izay nobaikonao
DH: "efa vitako izay nobaikonao"