plt_tn/luk/12/37.md

16 lines
620 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izay hitan'ny tompony fa niambina rehefa tonga izy
"izay vonona rehefa miverina ny tompo"
# hisikina ny lamba lavany amin'ny valahany izy, ary hampipetraka azy ireo
Satria ireo mpanompo dia nahatoky sy vonona hanompo ny tompon'izy ireo, dia hanome valisoa azy ireo izao ny tompony tamin'ny fanompoana azy.
# amin'ny ora faharoa amin'ny alina
Ny ora faharoa amin'ny alina dia eo anelanelan'ny amin'ny 9:00 ariva sy misasak'alina. DH: "mialohan'ny misasak'alina"
# na amin'ny ora fahatelo aza
Ny ora fahatelo dia manomboka amin'ny misasak'alina ka hatramin'ny amin'ny 3:00 maraina. DH: "na raha tonga tara izy''