plt_tn/luk/12/22.md

28 lines
786 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy manohy mampianatra ireo mpianany manoloana ireo vahoaka.
# Noho izany
"Noho izany antony izany" na "Noho izay hampianarin'ity tantara ity"
# lazaiko aminareo
"te-hilaza zavatra lehibe aminareo Aho" na "mila anareo mihaino tsara ity aho"
# ny amin'ny ainareo _ ny amin'izay ho haninareo
"ny amin'ny ainareo sy izay ho haninareo" na "ny amin'ny fananana sakafo mba hiainana"
# ny momban'ny tenanareo--izay ho tafianareo
"momban'ny tenanareo sy izay ho haninareo" na "momban'ny fananana fitafy mba ho tafiana"
# Fa ny aina dia mihoatra nohon'ny sakafo
DH: "ny aina dia manan-danja kokoa noho ny sakafo haninareo"
# ny tena dia mihoatra noho ireo fitafiana
DH: "ny vatanareo dia manan-danja mihoatra noho ireo fitafiana hanaovanao"