plt_tn/luk/10/08.md

12 lines
495 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# hano izay aroso eo anoloanareo
DH: "hano avokoa na inona na inona sakafo homen'izy ireo anareo"
# ny marary
"ny olona marary"
# Efa manakaiky anareo ny fanjakan' Andriamanitra
Ireo dika azo atao: 1) efa hanomboka tsy ho ela ny fanjakan'Andriamanitra. DH: "Tsy ho ela Andriamanitra dia efa hanapaka toy ny mpanjaka na aiza na aiza" na 2) ireo asan'ny fanjakan' Andriamanitra dia efa mitranga manodidina anareo avokoa. DH: "Efa manodidina anareo avokoa ny porofo fa manjaka Andriamanitra"