plt_tn/luk/09/30.md

12 lines
499 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Indro
Ny teny hoe "indro" eto dia manaitra antsika hifantoka amin'ny fampahalalana mahagaga manaraka.
# izay niseho tamim-boninahitra mamirapiratra
Ity fehezanteny ity dia manome fampahafantarana momban'ny fomba fisehon'i Mosesy sy Elia. DH: "ary niseho tamim- boninahitra mamirapiratra izy ireo" sy "ary namirapiratra be izy ireo"
# ny fialàny
"ny fandehanany" na "ny fomba handaozan'i Jesosy izao tontolo izao." Ity dia fomba mihaja hiresahana momban'ny hafatesany. DH: ''ny fahafatesany"