plt_tn/luk/08/26.md

24 lines
704 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy sy ireo mpianany tonga an-tanety tao Gerasena izay namoahan'i Jesosy demonia maro avy tao amin'ny lehilahy iray.
# tandrifin'ny farihin'i Galilia
"teny am-pitan'ny farihin'i Galilia"
# lehilahy iray avy ao amin'ny tanàna
"lehilahy iray avy ao amin'ny tanànan'i Gerasena"
# lehilahy iray avy ao amin'ny tanàna izay nisy demonia
Nisy demonia ilay lehilahy; fa tsy ilay tanàna no nisy demonia. DH: "lehilahy iray avy ao amin'ny tanàna, ary io lehilahy io dia nisy demonia"
# izay nisy demonia
"izay nanjakan'ny demonia"
# Ary efa ela izy no tsy niakanjo ... fa teny amin'ny fasana
Ity dia fampahafantarana fototra momban'ilay lehilahy nisy demonia.