plt_tn/luk/05/18.md

20 lines
587 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary nisy lehilahy sasany tonga
Ireo dia olona vaovao ao amin'ny tantara. Ny fiteninao dia mty manana fomba anehoana fa olona vaovao ireo.
# voan'ny paralisisa
"tsy afaka nanetsika ny tenany"
# tsy nahita fomba hampidirana azy tao anatiny izy ireo noho ireo vahoaka, noho izany
DH: "Fa noho ireo vahoaka, dia nahita fomba nitondrana ilay lehilahy tao anatiny izy ireo. Noho izany"
# noho ireo vahoaka
Mazava fa ny antony tsy nafahan'izy ireo niditra dia ny vahoaka izay maro be ka dia tsy nisy efitrano ho an'izy ireo.
# teo anoloan'i Jesosy
"teo anoloan'i Jesosy avy hatrany"