plt_tn/luk/03/18.md

20 lines
736 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny tantara dia milaza izay hitranga amin'i Jaona fa tsy nitranga tamin'io andro io.
# Niaraka tamin'ny fananarana maro hafa
"niaraka tamin'ny famporisihana mahery maro hafa"
# Heroda mpanapaka
Heroda dia mpanapaka, fa tsy mpanjaka. Nametra fitsipika nanerana ny fanjakan'i Galilia fotsiny izy.
# nohon'ny fanambadiana ny vadin-drahalahiny Herodiasy
"satria Heroda nanambady an'i Herodiasy, vadin'ny rahalahiny." Ratsy izany satria mbola velona ny rahalahin'i Heroda. Afaka atao mazava tsara izany. DH: "satria izy nanambady ny vadin'ny rahalahiny, Herodiasy, raha mbola velona ny rahalahiny"
# nidiny tany am-ponja Jaona
"niteny ireo miaramilany izy mba handefa an'i Jaona ho ao am-ponja"