plt_tn/luk/02/41.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Tamin'ny Jesosy 12 taona, dia nankany Jerosalema niaraka tamin'ny fianakaviany Izy. Rehefa tany Izy, dia nametraka sy namaly fanontaniana an'ireo mpampianatra tao an-tempoly.
# Ny ray aman-dreniny
"ray aman-drenin'i Jesosy"
# dia nankany indray izy ireo
Jerosalema dia avo nohon'ny ankamaroan'ny toerana hafa any Israely, ka dia ara-dalàna tamin'ireo Israelita ny niteny fa andeha hiakatra an'i Jerosalema.
# araka ny fomba fanao
"toy ny fanaon'izy ireo isan-taona"
# rehefa avy nitoetra tany nandritry ny andron'ny fety manontolo izy ireo
"rehefa tapitra ny fotoana fankalazana ny fety" na hoe "rehefa avy mankalaza ny fety mandritry ny andro takiana"
# fety
Ity dia anarana hafa ho an'ny Fankalazana ny Paska, hatramin'ny nanaovana sakafon-danonana ho amin'izany.
# nataon'izy ireo
"noheverin'izy ireo"
# nandeha nandritry ny andro iray manontolo izy irieo
"nandeha nandritry ny iray andro izy ireo" na hoe "nandeha lavitra araka izay ataon'ny olona ao anatin'ny andro iray izy ireo"