plt_tn/luk/01/48.md

28 lines
452 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fa izy
"satria izy"
# nijery
"nijery tamim-piahiana" na "niraharaha ny momban'ny"
# fahantrana
"fahantrana." Tsy nanan-karena ny fianakavian'i Maria.
# Ary indro
Ity fehezanteny ity dia misarika ny fifantohana amin'ny fehezanteny manaraka eo.
# manomboka izao
"amin'izao sy amin'ny ho avy"
# Ilay mahefa ny zavatra rehetra
"Andriamanitra, ilay mahery"
# ny anarany
eto ny "anarana" dia maneho ny tenan'Andriamanitra manontolo. DH: "Izy"