plt_tn/lev/17/14.md

8 lines
633 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ao amin'ny ràny ny ain'ny zava-boaary rehetra
Io dia midika fa ny rà no hahafaha'ny zava-boaary mivelona. Ny dika fenon'io fanambarana io dia azo atao mazava. DH: "Noho ny ràny no hahafahan'ny zava-boaary tsirairay mivelona"
# Na iza na iza mihinana izany dia aoka ho roahina
Ny olona izay voahiliky ny fiaraha-moniny dia resahina toy ny hoe nesorina teo amin'ny vahoakany, tahaka ny fandrovitana singan-damba iray na fanapahana rantsan-kazo iray hiala amin'ny vatan-kaz. DH: "Na iza na iza mihinana rà dia tsy hiara-honina amin'ny vahoakany intsony izy" na "aoka hosarahinareo amin'ny vahoakany ny olona izay mihinana rà"