plt_tn/lev/14/36.md

12 lines
610 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mba tsy hisy na inona na inona ho voaloto ao amin'ilay trano
Raha vao voambaran'ilay mpisorona ho maloto ilay trano, dia lasa maloto ihany ny zavatra rehetra ao anatin'ilay trano. DH: "mba tsy hilana ny hanambarana ny zavatra tavela ao an-tranao ho maloto"
# mba tsy hisy na inona na inona ho voaloto ao amin'ilay trano
Ny trano izay ambaran'i Yaveh ho tsy mendrika ny kasihana na hitoeran'ny olona dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.
# ny filentiny eo amin'ny rindrin'ny trano
Midika izany fa ilay mpisorona dia mamantatra raha milentika ilay maty fotsy na tsy milentika eo amin'ny rindrina.