plt_tn/lev/08/14.md

16 lines
717 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nametraka ny tanan'izy ireo teo amin'ny loha
Io dia fihetsika atao mba hamantarana fa miaraka amin'ilay biby hatolony ilay olona. Manolotra ny tenany amin'io fomba io ho an'i Yaveh amin'ny alala'ny biby ilay olona. Jereo ny nadikanao aziu ao amin'ny 1:3.
# tandroky ny alitara
Io dia manondro ireo zoron'ilay alitara. Toy ny tandrok'omby ny endrik'izy ireo. Jereo ny nandiakanao azy tao amin'ny 4:6.
# nanokana izany ho an'Andriamanitra
"nanokana ilay alitara ho an'Andriamanitra"
# mba hanaovany fanonerana ho amin'izany
Eto, ny "fanonerana" dia midika ho fampifanarahana ny alitara ho ampiasaina amin'ny fanompoana an'Andriamanitra. DH: "mba hampifanaraka izany ho mo mendrika ny sorona doran'ny fahotana"