plt_tn/lev/01/03.md

20 lines
933 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Yaveh dia manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ireo vahoaka mba ho eken'i Yaveh ny fanatitr'izy ireo.
# Raha fanatitra ... ny fanatiny, dia tsy maintsy ...no atolony
Eto, ny "-ny" dia manondro ilay olona izay mitondra fanatitra ho an'i Yaveh. DH: "Raha fanatitra ... ny fanatitrareo, dia tsy maintsy ...no atolotrareo"
# mba ho ankasitrahana eo anatrehan'i Yaveh izany
DH: "ka hankasitraka izany Yaveh"
# Hametraka ny tanany eo amin'ny lohan'ny fanatitra dorany izy
Io dia fihetsika atao mba hamantarana fa miaraka amin'ilay biby hatolony ilay olona. Manolotra ny tenany amin'io fomba io ho an'i Yaveh amin'ny alala'ny biby ilay olona, mba hamelan'Andriamanitra ny helok'ilay olona rehefa mamono ilay biby izy ireo.
# ary dia ho ankasitrahana noho ny aminy izany mba atao fanavotana ho azy
DH: "ary dia hanaiky izany eo amin'ny toerany Yaveh ary hamela ny helony"