plt_tn/jos/21/08.md

12 lines
578 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# araka izay efa nandidian'i Yaveh tamin'ny tanan'i Mosesy
Ny andian-teny "tamin'ny tanan'i Mosesy"' eto dia midika izay nampiasain'i Yaveh an'i Mosesy ho mpandraharaha hanafaka ny didiny. D.H: "Yaveh efa niteny an'i Mosesy handidy"
# fokon'ny Kehatita,
Ity mpisorona ao amin'ity vondrona ity dia taranak'i Levy zanak'i Kehata. Ny anjaran'izy ireo dia tarank'i Arona ihany koa, zafikelin'i Kehata.
# an-tsapaka
Kisendrasendra fomba fisafidianana iray hanalana ny safidy avy amin'ireo mpitarika, matetika vita amin'ny hevitra izay hanapahan'Andrimanitra hevitra ny vokatra.