plt_tn/jos/19/08.md

16 lines
503 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Izany no lovan'ny fokon'i Simeona
Ny tany sy ireo tanàna izay azon'ny fokon'i Simeona dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H :"Izany ny tany sy ny tanàna izay azon'ireo fokon'i Simeona ho lova"
# nomena ireo fokony
D.H : "izany no natolotr'i Josoa tamin'ny fokon'izy ireo"
# ny anjara-tany notendrena ho an'ny fokon'i Joda
D.H: "ny anajara tany izay notendren'i Josoa ho an'ny fokon'ny Joda"
# afovoan'ny anjarany
"teo afovovoan'ny anjara tanin'ny Joda"