plt_tn/jos/11/08.md

16 lines
751 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Natolotr'i Yaveh teo an-tanan'Israely ny fahavalo
Eto ny teny "tanana" dia manambara hery. Yaveh manome fahefana ireo miaramilan'Israely mba handresy ireo fahavalony izay voalaza tahaka ny nanomezan'i Yaveh ireo miaramila fahavalo teo an-tanan'ireo Israely. D.H: "Yaveh manome fahefana ireo miarmaila Israely mba handresy ny fahavalo"
# namely azy ireo tamin'ny sabatra...Namono azy ireo
Eto ny teny "sabatra" maneho ireo fitaovam-piadina rehetra izay nampiasain'izy ireo hanafihan'izy ireo ireo fahavalony. D.H: "nanafika azy ireo tamin'ny fitaovam-piadiany izy ireo...nanafika azy ireo"
# Misrefota-maima
Ity dia anaran-toerana.
# Natony nandringa
Ity dia fampiarana rehefa manapaka ireo hoza-tongony izay tsy afahan'ireo soavaly mitsoaka.