plt_tn/jos/03/05.md

12 lines
405 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hamasino ny tenanareo
Izany dia maneho fanomanana manokan'ny vatana madio ara-pinoana eo anatrehan'i Yaveh.
# hanao fahagagana eo aminareo Yaveh
Yaveh hanao fahagagana ho an'ireo rehetra mijery sy traikefa.
# Ento ny fiaran'ny fifanekena
Izany dia fanehoana ny fitsenan'ireo levita ny fiaran'ny fanekena ho amin'ny tanjona amin'ny fikarakarana izany avy amin'ny toerana iray makany amin'iray hafa.