plt_tn/jos/01/10.md

16 lines
742 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mandehana mamakivaky ny toby ary baikoy ireo vahoaka, 'Manomana...fananana.'
Ireo anjara apetraka dia mety afaka maneho toy ireo anajara ankolaka. D.H: "Mandehana mamakivaky ny toby ary mibaiko ireo vahoaka mba hanomana vatsy ho azy ireo. Afaka hateloana dia hamakivaky ity Jordana ary handeha ka haka ireo tany izay omen'i Yaveh Andriamanitr'izy ireo ho fananana."
# ny vahoaka
"ny vahoakan'Israely"
# Afaka hateloana
Eto dia nikaonty ny androny anio ho toy ny andro iray i Josoa. D.H: "Roa andro mandrakandroany" na "Iray amin'ny andro aorian'ny rahampitso"
# hiampita an'ity Jordana ity
"hiampita" dia maneho ny fakanesana mankany amin'ny andilan'ny renirano. D.H: "mamakivaky mankany amin'ny andilan'ny Reniranon'i Jordana hafa"