forked from WA-Catalog/plt_tn
36 lines
1.4 KiB
Markdown
36 lines
1.4 KiB
Markdown
|
# Ka nanatona azy ny kapitenin-tsambo ary niteny taminy hoe
|
||
|
|
||
|
"Nt lehilahy mpiandraikitra ny sambo nanantona an'i Jona ka niteny hoe"
|
||
|
|
||
|
# Nahoana ianao no matory?
|
||
|
|
||
|
"Nahoana no matory ianao?" Nampiasa izany fanontaniana fampisainana izany izy mba hibedy an'i Jona. DH: "Aza matory intsony!"
|
||
|
|
||
|
# Mitsangàna!
|
||
|
|
||
|
Ilazana ny fanaovana asa sasany izany. Ho an'i Jona, niteny taminy ny Kapiteny mba hamoha azy sy hampivavaka azy amin'ny andriamaniny mba ho azo antoka ny dia.
|
||
|
|
||
|
# Antsoy ny andriamanitrao!
|
||
|
|
||
|
"Mivavaha amin'ny andriamanitrao!" "Miantsoa" ilazana ny fifantohan'ny olona.
|
||
|
|
||
|
# Mety mba hahita antsika ny andriamanitrao ka tsy ho faty isika
|
||
|
|
||
|
Afaka hazavaina izany fampahafantarana feno momba izany andriamanitr'i Jona mety hanavotra azy ireo izany. DH: "Mety haheno antsika ny andriamanitrao ary hamonjy antsika ka tsy ho faty isika."
|
||
|
|
||
|
# Nifampiresaka izy rehetra
|
||
|
|
||
|
"Nifampiteny daholo ireo tantsambo"
|
||
|
|
||
|
# Manatona, andao isika hanao ankitsapaka, mba hafahantsika mahafantatra hoe iza no anton'izao loza mitranga amintsika izao
|
||
|
|
||
|
"Tokony hanipy antsapaka isika mba hahafantarana hoe iza no anton'izao fikorontanana izao." Nino ireo lehilahy fa ireo andriamanitra dia handray an-tanana ny fiantefan'ny antsapaka hilaza amin'izy ireoizay tiany ho fantatra. Endrika sikidy izany.
|
||
|
|
||
|
# izao loza izao
|
||
|
|
||
|
Ilazana ny tafio-drivotra mahatsiravina izany.
|
||
|
|
||
|
# nitontona teo amin'i Jona izany
|
||
|
|
||
|
"hitan'ny antsapaka fa i Jona no olo-meloka"
|