plt_tn/job/41/25.md

12 lines
540 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ireo andriamanitra
Ny mety ho heviny hafa dia "ireo olona mahery" na "ireo olona tena matanjaka" (jereo ny UDB).
# Mieritreritra izy fa tahaka ny mololo ny vy
"Mihevitra ny fitaovam-piadiana vita amin'ny vy toy ny fitaovam-piadiana vita amin'ny mololo izy" Ny mololo dia .
# ary tahaka ny hazo lò ny varahina
"Mihevitra ny fitaovam-piadiana vita amin'ny vy toy ny fitaovam-piadiana vita amin'ny hazo lò izy" Ny hazo lò dia tsy ho tafiditra amin'ny lamosiny, ary ny fitraovam-piadiana varahina dia tsy tafiditra amin'ny lamosiny.