plt_tn/job/39/13.md

36 lines
999 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.
# Ny elatry ny ostritsa
Mampiasa io fanontaniana i Yaveh mba hanamafisany fa I Joba dia tsy afaka ny manazava antony hitondran'ny ostritsa tena amin'ny fitondran-tenany. DH: "Tsy fantatrao raha mampiseho fitiavana ny elatra sy ny volon'ny ostritsa rehefa mamelatra ny elany izy ireo.
# ostritsa
Vorona tena lehibe izay mahavita mihazakazaka mafy saingy tsy afaka manidina.
# mikopakopaka am-pireharehana
"miandeha amim-pifaliana"
# elany
Ny volo lava indrindra amin'ny elatry ny vorona.
# volony
Volo madinika izay mandrakotra ny vatan'ny vorona.
# misy fitiavana
Mampisalasala ny teny Hebreo. Ireo mety ho heviny dia 1) "misy fahatokiana" na 2) "vano." Ny anaran'ny vano dia nidika hoe "ilay mahatoky" na "ilay tia" satria fantatry ny olona fa ny vano dia sarotiny ny amin'ny zanany.
# hanorotoro azy ireo
Ny teny "azy ireo" dia manondro ireo atody.
# hanitsakitsaka azy ireo
"mandia eo amin'izy ireo"