plt_tn/job/31/31.md

12 lines
704 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina.
# Raha tsy mbola niteny mihintsy ireo olona ao amin'ny laiko hoe: 'Iza no afaka mahita ilay tsy vokin'ny sakafon'i Joba?
DH: "Ny oloko dia niteny lalandava hoe: 'Ny olona rehetra izay fantatray dia nahazo ny sakafon'i Joba araka izay iriany!' Raha tsy marina izany dia,"
# ny vahiny aza tsy voatery hijanona teo an-kianjan'ny tanàna, satria nanokatra ny varavarako ho an'ny mpandeha foana aho
Manazava ny tena nitondrany ireo vahiny i Joba. DH: "tsy voatery natory an-dalana ny vahiny. Nampandroso azy ireo tao an-tranoko foana aho"