forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
647 B
Markdown
12 lines
647 B
Markdown
|
# Andriamanitra mahalala ny lalana mankany; fantany ny toeran'izany
|
||
|
|
||
|
Ny fahendrena dia resahina toy ny hoe toerana iray. DH: "Andriamanitra dia mahalala ny fomba ahitana ny fahendrena. Fantany ny misy azy"
|
||
|
|
||
|
# ny fara-vazan-tany
|
||
|
|
||
|
"ny toerana lavira indrindra amin'ny tany"
|
||
|
|
||
|
# namaritra ny rano araka ny refiny
|
||
|
|
||
|
Io dia mampiseho ny nandidian'Andriamanitra ny haben'ny rano isaky ny toerany avy. Ireo mety ho heviny dia 1) ny tokony ho hamaron'ny orana isaky ny rahona na 2) ny tokony haben'ny rano isaky ny ranomasina. DH: "nandidy ny tokony ho haben'ny rano isaky ny toerany" na "nametraka ny haben'ny rano izay efa nokasainy isaky ny toerana avy"
|