plt_tn/job/21/04.md

16 lines
747 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny firesahany amin'ireo namany i Joba.
# Raha ny amiko, amin'ny olona iray ve ny fitarainako? Nahoana aho no tsy tokony tsy hanam-paharetana?
Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanamafisany fa izy dia mihevitra fa rariny ny azy raha mitaraina amin'Andiamanitra. DH: "Tsy mitaraina amin'olona aho. Manan-jo ny tsy haharitra aho"
# apetraho eo amin'ny vavanareo ny tananareo
"saromy amin'ny tananareo ny vavanareo." Ireo mety ho heviny dia 1) io dia valin'ny figagana. DH: "saromy amin'ny tananareo ny vavanareo" na 2) Io dia famantarana fa tsy hiteny ilay olona. DH: "Aza miteny na inona na inona"
# tora-kovitra ny vatako
"mampangovitra ny vatako ny tahotra" na "hozongozonin'ny tahotra aho"