plt_tn/job/07/21.md

16 lines
636 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nahoana Ianao no tsy mamela ny hadisoako sy manala ny heloko?
Eto i Joba dia mampiasa fepetra roa samihafa miaraka amina fanontaniana fampisainana mba hanamafisana ny faniriany ny hamelan'Andriamanitra azy. Mametraka io fanontaniana io izy mba hitenenana mafy an'Andriamanitra ny amin'ny fampaahoriana azy. DH: "Mamelà ny hadisoako ary fafao ny heloko."
# Nahoana Ianao no tsy mamela ny hadisoako
"Nahoana no tsy navela ny heloko"
# manala
"mamafa"
# Fa ankehitriny aho dia handry amin'ny vovoka aho
Io andian-teny io "mandry amin'ny vovoka" dia fomba malefaka na mihaja entina miteny ny hoe "maty." "Ho faty aho ankehitriny"