plt_tn/job/05/23.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny :
Manohy mampiasa fampitoviana isaky ny andininy ny mpanoratra, mampita hevitra iray aminny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana filaminana eo anatrehan'ny tontolo voajanahary, fananana, ary ireo taranaka.
# hanana fanekena amin'ireo vato ao an-tsahanao ianao
Io fehezanteny io dia mampiasa sarin-teny mba hampitana ny hakanton'ny tontolo voajanahary. DH: "Ny fanekenao dia ho amin'ireo vato eny an-tsaha"
# hihavana amin'ireo bibidia ianao
"ireo biby any an'ala dia hihavana aminao"
# bibidia
biby izay mbola tsy folaka na nofanina
# Ho fantatrao fa voaaro ny lainao
"ho fantatrao fa ny lainao dia milamina"
# hitsidika ny valan'ondrinao ianao ary tsy ho ory na inona na inona
"hitsidika ireo biby fiompinao ianao ary tsy ho ory na inona na inona
# Ho fantatrao ihany koa fa ho lehibe ny voanao, fa ho tahaka ny ahitra eny amin'ny tany ny zanakao
Ao amin'ity fanoharana ity, ny "zanany" dia heverina toy ny hoe maro isa tahaka ny ahitra. "Ho fantatrao ihany koa fa ireo taranakao dia ho maro, fa ho tahaka ny ahitra maniry amin'ny tany ny zanakao"