plt_tn/job/05/14.md

24 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny:
Manohy mampiasa fampitoviana isaky ny andininy ny mpanoratra eto, mampita hevitra iray aminny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana ny fomba nanetren'Andriamanitra ireo izay fetsifetsy sy ny nanavotany ireo mahantra.
# Mihaona amin'ny aizina izy ireo amin'ny atoandro
Eto, ny fetsifetsy, ny olona ratsy fanahy izay afangaron'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe ao anaty aizina tampoka amin'ny mitatao vovonana ireo, raha ilay eo an-tatao eny amin'ny habakabaka iny ny masoandro. Tsy afaka manao izay tiany atao izy ireo, satria tsy mahita izy ireo. DH: "Ireo izay fetsifetsy dia anaty aizina, eny na dia amin'ny mitatao vovonana aza"
# mitsapatsapa
mitsapatsapa toy ny olona jamba
# mitatao vovonana
"antoandro be nanahary"
# Kanefa manavotra ny olona mahantra tsy ho amin'ny sabatry ny vavan'izy ireo
Ny faniratsirana sy ny fandrahonana izay tenenin'ny olna eto dia resahi na toy ny hoe sabatra eo amin'ny vavany. DH: "Fa manavotra ireo olona mahantra amin'ny fandrahonan'ireo mahery izy" na "Fa manavotra ireo olona mahantra izy rehefa mandrahona sy maniratsira azy ireo mahery"
# ny tsy fahamarinana nampangina ny vavany ihany
Ny olona izay miteny zavatra tsy marina dia resahina toy ny hoe tsy marina izy ireo, izay tsy maintsy mangina. DH: "Ny eritreritra tsy marina no mampangina ny vavany ihany."