plt_tn/jhn/21/07.md

16 lines
617 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tian'i Jesosy
Ity dia fitiavana izay avy amin'Andriamanitra ary mifantoka amin'izay mahatsara ny hafa, na dia tsy mahazo tombony aza ianao. Izany karazana fitiavana izany dia mitsinjo ny hafa, na inona na inona nataony.
# nitsambikina tao anaty ranomasina
Petera dia nitsambikina tao anaty rano ka nilomana ho eny amoron-dranomasina. DH: "ary dia nitsambikina tao anaty ranomasina ka nilomana ho eny amin'ny morony"
# satria izy ireo tsy lavitry ny tanety, teo amin'ny roan-jato hakiho teo
Ity dia fampahafantarana fototra.
# roan-jato hakiho teo
"90 metatra." Ny hakiho dia latsaka kelin'ny atsasa-metatra