plt_tn/jhn/11/01.md

8 lines
474 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity ny fizarana manaraka ao amin'ny tantara, izay miresaka ny momban'i Lazarosy. Ireto andininy ireto dia mampiditra azy ao amin'ny tantara ary manome fanazavana momba Azy sy Maria anabaviny.
# Maria no nanosotra menaka manitra ny Tompo sy nanadio ny tongony tamin'ny volony
Raha iny Jaona nampiditra an'i Maria iny, ilay rahavavin'i Marta, dia nizara fanazavana mahakasika ny zavatra izay hitranga ao amin'ny tantara ihany koa izy.