plt_tn/jhn/08/50.md

20 lines
524 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy dia mbola mamaly ireo Jiosy.
# misy iray mitady sy mitsara
Ity dia maneho an'Andriamanitra.
# marina, dia marina tokoa
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:49 ity.
# mitandrina ny teniko
Eto ny "teny" dia sari-teny ilazana ny "fampianarana" an'i Jesosy" DH: "ankàtoavy ireo fampianarako" na "ataovy izay teneniko"
# hahita fahafatesana
Ity dia fomba fiteny izay midika hoe hiaina ny fahafatesana. Eto Jesosy dia maneho ny fahafatesana ara-panahy. DH: "maty ara-panahy"