plt_tn/jhn/05/36.md

24 lines
897 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ireo asa nomen'ny Ray ho tanterahiko ... fa nirahin'ny Ray Aho
Andriamanitra Ray dia naniraka an'Andriamanitra Zanaka, Jesosy, tety an-tany. Jesosy dia manantanteraka izay nomen'ny Ray Azy ho atao.
# Ny Ray Izay naniraka Ahy mihintsy no nanambara
Ny "mihintsy" dia manamafy fa ny Ray tenany no nanambara, fa tsy olona hafa tsy manan-danja.
# Ray
Ity dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra.
# ireo asa izay ataoko ireo, no manambara ny momba Ahy
Eto Jesosy dia miteny fa ireo fahagagana dia "manambara" na "mitantara ny olona" ny momba Azy. DH: "Izay ataoko dia mampiseho amin'ny olona fa Andriamanitra no naniraka Ahy"
# Ary ny teniny tsy mba mitoetra ao anatinareo, satria tsy mino ilay nirahiny ianareo
"Ianareo dia tsy mino ilay iray izay nirahiny. Izany no hahafantarako fa ianareo dia tsy manana ny teniny mitoetra ao aminareo"
# mitoetra ao anatinareo
"miaina ao aminareo"