plt_tn/jer/50/14.md

16 lines
379 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miteny ny fomba handresena amin'ireo fahavalon'i Babylona Yaveh.
# ny olona rehetra izay manenjana ny tsipìkany
Io dia manondro an'ireo miaramila izay mampiasa ny tsipìka sy ny zana-tsipìkany rehefa hiady.
# hitifitra azy
Ny teny "azy" dia manondro an'i Babylona.
# voarodana ireo mandany
DH: "narodan'ireo firenena ireo mandany"