plt_tn/jer/48/30.md

24 lines
607 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Izao no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
# teniny manohitra
Mandà hankatò baiko na toromarikan'olona iray matetika noho ny fananana hambo.
# Ka hidradradradra fitomaniana ho an'i Moaba aho, ary hihiaka amin'ny alahelo ho an'i Moaba manontolo aho.
Namerina niteny io teny io indroa i Jeremia imba ho fanamafisana.
# hidradradradra
Tomanin'alahelo mafy izay ataon'ny olona rehefa tafalatsaka anaty alahelo lalina izy na fahoriana lehibe.
# Kira-haresa
Izany no anaran'ny renivohitr'i Moaba fahiny.
# Jazera ... Sibma
Ireo dia anaran'ny tanàna roa tao Moaba.