plt_tn/jer/48/03.md

24 lines
428 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy mitantara ny faharavan'i Moaba i Jeremia.
# Horonaima
Io dia anaran-tanàna any atsimon'i Moaba.
# faharavana sy fahasimbana lehibe
Ireo teny roa ireo dia mitovy ny dikany ary samy manamafy ny faharavana tanteraka.
# ireo zanany
Io dia manondro ny vahoaka'i Moaba.
# Lohita
Anarana toerana iray ao Moaba izany.
# noho ny fahasimbana
DH: "noho ny fandravana ilay tanàna"