plt_tn/jer/46/20.md

20 lines
983 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Egypta dia ombivavy tanora tsara tarehy tokoa,
Ny firenen'i Egypta dia nampitahaina tamin'ny omby vavy tsara tarehy. DH: "Egypta dia toy ny ombivavy tsara tarehy."
# bibikely manindrona
Io dia manondro ny tafik'i Babylona. Ny bibikely manindrona dia miteraka fanaintainana saingy tsy miteraka ratra maharitra ampatorana ilay biby voatsindrony.
# Ireo miaramila nokaramaina eo anelanelany dia tahaka ny ombilahy matavy
Ny mpanoratra dia mampitaha ireo miaramila amin'ireo "omby matavy" satria ireo miaramila dia voakarakara tsara ary vonona ny ho vonoina.
# Tsy hiara-hitsangana izy ireo
Ny mpanoratra dia manambara fa ireo miaramila dia tsy hiaraka hiady fa hitsoaka hisaina ny hanavotra ny tenany ihany.
# Misioka tahaka ny bibilava i Egypta, ary mandady
Ny mpanoratra dia manambara fa ny firenen'i Egypta dia tahaka ny bibilava izay tsy afaka manao na inona na inona ankoatran'ny misioka sy mandady matahotra rehefa tonga manakorontana ny fitoerany ireo mpanapaka hazo.